FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 “Manaova takelaka mamirapiratra amin’ny volamena tsy misy fangarony, ka asio soratra hoe: ‘An’i Jehovah ny fahamasinana.’ Ataovy sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase izany.+

  • Levitikosy 11:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Fa izaho no Jehovah izay nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta mba hasehoko aminareo fa Andriamanitra aho.+ Koa aoka ho masina ianareo,+ satria masina aho.+

  • Levitikosy 20:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “‘Hamasino ny tenanareo, ary aoka ho masina ianareo,+ satria izaho no Jehovah Andriamanitrareo.

  • Isaia 43:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izaho no Jehovah, Ilay Masina+ tompoinareo, ilay Mpamorona ny Israely+ sady Mpanjakanareo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara