FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia ho an’i Arona sy ny zanany lahy ny ambin’ilay fanatitra, ho zavatra masina indrindra avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.+

  • Levitikosy 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hohanin’i Arona sy ny zanany lahy ao amin’ny toerana masina ny ambin’ilay fanatitra,+ izay hamboarina ho mofo tsy misy lalivay.+ Eo an-tokotanin’ny tranolay fihaonana no hihinanany azy.

  • Levitikosy 24:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary ho an’i Arona sy ny zanany lahy izany,+ ka hohanin’izy ireo ao amin’ny toerana masina,+ satria zavatra masina indrindra ho an’ny mpisorona, avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. Ho fitsipika mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.”

  • Nomery 18:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ho anao ny ampahany amin’ny zavatra masina indrindra nalaina avy amin’ireo fanatitra natao anaty afo. Zavatra masina indrindra ho anao sy ho an’ny zanakao lahy ny fanatitra rehetra hatolony ho ahy, anisan’izany ny fanatitra varimbazaha+ sy ny fanatitra noho ny ota+ ary ny fanatitra noho ny heloka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara