Levitikosy 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mitenena amin’ny mpisorona zanakalahin’i Arona hoe: ‘Rehefa misy olona* maty eo amin’ny fireneny, dia tsy misy amin’izy ireo mahazo mandoto tena amin’ny faty,+ Nomery 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Haloto fito andro+ izay mikasika fatin’olona.+ Nomery 19:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary haloto izay zavatra kasihin’ilay olona maloto,+ ary haloto mandra-paharivan’ny andro koa ilay olona* mikasika izany.’”+
21 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mitenena amin’ny mpisorona zanakalahin’i Arona hoe: ‘Rehefa misy olona* maty eo amin’ny fireneny, dia tsy misy amin’izy ireo mahazo mandoto tena amin’ny faty,+
22 Ary haloto izay zavatra kasihin’ilay olona maloto,+ ary haloto mandra-paharivan’ny andro koa ilay olona* mikasika izany.’”+