Levitikosy 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Ary raha misy tsirinaina+ mivoaka amin’ny lehilahy, dia hanasa ny tenany manontolo amin’ny rano izy. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy.
16 “‘Ary raha misy tsirinaina+ mivoaka amin’ny lehilahy, dia hanasa ny tenany manontolo amin’ny rano izy. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy.