4 Ary niala teo amin’ny Tendrombohitra Hora+ izy ireo, ka nizotra ho amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena mba hanodidina ny tanin’i Edoma.+ Ary reraka noho ny lalana ny vahoaka.
7 “‘Izao kosa no ho sisiny avaratra amin’ny taninareo ka hosoritanareo ho sisin-taninareo: Manomboka eo amin’ny Ranomasina Lehibe ka hatrany amin’ny Tendrombohitra Hora,+