Deoteronomia 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nalaintsika koa ny tanàna rehetra teny amin’ny lembalemba sy nanerana an’i Gileada sy Basana, hatrany Saleka+ sy Edrehy+ izay tanàna tao amin’ny fanjakan’i Oga tany Basana. Josoa 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ary ny faritra rehetra nofehezin’i Oga+ tany Basana. Nanjaka tao Astarta sy Edrehy+ i Oga, ary izy no sisa tavela tamin’ny Refaima.+ Koa namely an’ireny i Mosesy ka nandroaka azy.+
10 Nalaintsika koa ny tanàna rehetra teny amin’ny lembalemba sy nanerana an’i Gileada sy Basana, hatrany Saleka+ sy Edrehy+ izay tanàna tao amin’ny fanjakan’i Oga tany Basana.
12 ary ny faritra rehetra nofehezin’i Oga+ tany Basana. Nanjaka tao Astarta sy Edrehy+ i Oga, ary izy no sisa tavela tamin’ny Refaima.+ Koa namely an’ireny i Mosesy ka nandroaka azy.+