Nomery 24:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa mandosira any amin’izay misy anao. Efa niteny anakampo aho fa hanome voninahitra anao,+ nefa efa nisakana anao tsy hahazo voninahitra i Jehovah.” Ohabolana 17:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny ratsy fanahy mandray kolikoly mangingina*+ mba hamadihana ny rariny.+
11 Koa mandosira any amin’izay misy anao. Efa niteny anakampo aho fa hanome voninahitra anao,+ nefa efa nisakana anao tsy hahazo voninahitra i Jehovah.”