Ohabolana 15:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mitondra loza ho an’ny ankohonany ny olona mitady tombony azo amin’ny tsy rariny,+ fa ho ela velona kosa ny olona mankahala kolikoly.+
27 Mitondra loza ho an’ny ankohonany ny olona mitady tombony azo amin’ny tsy rariny,+ fa ho ela velona kosa ny olona mankahala kolikoly.+