Nomery 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ‘Na homen’i Balaka volafotsy sy volamena eran’ny tranony aza aho, dia tsy ho afaka handika ny baikon’i Jehovah, ka hanao zavatra araka ny nahim-poko, na zavatra tsara izany na ratsy. Izay lazain’i Jehovah ihany no holazaiko.’+
13 ‘Na homen’i Balaka volafotsy sy volamena eran’ny tranony aza aho, dia tsy ho afaka handika ny baikon’i Jehovah, ka hanao zavatra araka ny nahim-poko, na zavatra tsara izany na ratsy. Izay lazain’i Jehovah ihany no holazaiko.’+