FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 22:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Fa hoy ilay anjelin’i Jehovah tamin’i Balama: “Mandehana miaraka amin’ireo olona ireo,+ nefa izay teny holazaiko aminao ihany no azonao lazaina.”+ Koa nanohy ny diany niaraka tamin’ireo andrianan’i Balaka i Balama.

  • Nomery 23:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy ny navalin’i Balama: “Tsy izay teny ataon’i Jehovah eo am-bavako ihany ve no holazaiko?”+

  • Nomery 24:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 ‘Na homen’i Balaka volafotsy sy volamena eran’ny tranony aza aho, dia tsy ho afaka handika ny baikon’i Jehovah, ka hanao zavatra araka ny nahim-poko, na zavatra tsara izany na ratsy. Izay lazain’i Jehovah ihany no holazaiko.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara