Nomery 23:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa hoy ny navalin’i Balama: “Tsy efa nilaza taminao ve aho hoe: ‘Izay rehetra holazain’i Jehovah ihany no hataoko’?”+ Nomery 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ‘Na homen’i Balaka volafotsy sy volamena eran’ny tranony aza aho, dia tsy ho afaka handika ny baikon’i Jehovah, ka hanao zavatra araka ny nahim-poko, na zavatra tsara izany na ratsy. Izay lazain’i Jehovah ihany no holazaiko.’+
26 Fa hoy ny navalin’i Balama: “Tsy efa nilaza taminao ve aho hoe: ‘Izay rehetra holazain’i Jehovah ihany no hataoko’?”+
13 ‘Na homen’i Balaka volafotsy sy volamena eran’ny tranony aza aho, dia tsy ho afaka handika ny baikon’i Jehovah, ka hanao zavatra araka ny nahim-poko, na zavatra tsara izany na ratsy. Izay lazain’i Jehovah ihany no holazaiko.’+