Genesisy 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+ Salamo 45:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Andriamanitra no seza fiandriananao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+Tehim-pahitsiana ny tehim-panjakanao.+ Salamo 108:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ahy i Gileada,+ ary ahy koa i Manase,+Ary i Efraima kosa fiarovana mafy ho an’ilay lehibe notendreko.+I Joda no ataoko tehim-pahefana.+ Salamo 110:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Halefan’i Jehovah avy ao Ziona ny tehin’ny+ herinao,+ ka hoy izy:“Manjakà eo anivon’ny fahavalonao.”+ Hebreo 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa hoy kosa izy ny amin’ny Zanaka: “Andriamanitra no seza fiandriananao mandrakizay+ mandrakizay, ary tehim-pahitsiana+ ny tehim-panjakanao.+
10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+
6 Andriamanitra no seza fiandriananao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+Tehim-pahitsiana ny tehim-panjakanao.+
8 Ahy i Gileada,+ ary ahy koa i Manase,+Ary i Efraima kosa fiarovana mafy ho an’ilay lehibe notendreko.+I Joda no ataoko tehim-pahefana.+
2 Halefan’i Jehovah avy ao Ziona ny tehin’ny+ herinao,+ ka hoy izy:“Manjakà eo anivon’ny fahavalonao.”+
8 Fa hoy kosa izy ny amin’ny Zanaka: “Andriamanitra no seza fiandriananao mandrakizay+ mandrakizay, ary tehim-pahitsiana+ ny tehim-panjakanao.+