FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 1:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Tendreo ny Levita mba hiandraikitra ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ mbamin’ny fitaovana rehetra sy ny zava-drehetra miaraka amin’izy io.+ Izy ireo no hitondra ny tranolay sy ny fitaovana rehetra ao,+ ary izy ireo no hanompo+ ao. Ary manodidina ny tranolay no hitobiany.+

  • Nomery 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary ny Levita dia hatolotr’i Arona eo anatrehan’i Jehovah ho fanatitra ahetsiketsika+ avy amin’ny zanak’Israely. Ary hanao ny fanompoana an’i Jehovah izy ireo.+

  • Nomery 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy ampy anareo angaha ny nanavahan’Andriamanitry ny Israely anareo tamin’ny vahoakan’Israely? Efa navahany+ mantsy ianareo mba haseho eo anatrehany, hanaovanareo ny fanompoana momba ny tranolain’i Jehovah, sy hijoroanareo eo anatrehan’ny vahoaka mba hanompo azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara