Genesisy 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Eny, homeko ny taranakao ny tanin’ny Kenita+ sy ny Kenizita sy ny Kadmonita Mpitsara 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nankany an-tany efitr’i Joda, tany atsimon’i Arada,+ ny taranak’i Joda. Ary niara-niakatra tamin’izy ireo, avy tany amin’ny tanàna be hazo palmie,+ ny taranak’ilay Kenita+ rafozandahin’i Mosesy,+ ka nandeha nanorim-ponenana teo amin’ny vahoaka.+
16 Nankany an-tany efitr’i Joda, tany atsimon’i Arada,+ ny taranak’i Joda. Ary niara-niakatra tamin’izy ireo, avy tany amin’ny tanàna be hazo palmie,+ ny taranak’ilay Kenita+ rafozandahin’i Mosesy,+ ka nandeha nanorim-ponenana teo amin’ny vahoaka.+