Eksodosy 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary i Eleazara, zanakalahin’i Arona,+ naka ny iray tamin’ny zanakavavin’i Potiela ho vadiny. Tatỳ aoriana ravehivavy dia niteraka an’i Finehasa+ taminy. Ireo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita, araka ny fianakaviany avy.+ Josoa 22:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa rehefa nandre ny tenin’ny taranak’i Robena sy ny taranak’i Gada ary ny taranak’i Manase i Finehasa+ mpisorona mbamin’ireo niaraka taminy, izany hoe ny mpiadidy vahoaka+ sy ny mpifehy ny arivo teo amin’ny Israely, dia nahafaly azy ireo izany. 1 Tantara 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary i Eleazara+ niteraka an’i Finehasa,+ ary i Finehasa niteraka an’i Abisoa,+
25 Ary i Eleazara, zanakalahin’i Arona,+ naka ny iray tamin’ny zanakavavin’i Potiela ho vadiny. Tatỳ aoriana ravehivavy dia niteraka an’i Finehasa+ taminy. Ireo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita, araka ny fianakaviany avy.+
30 Koa rehefa nandre ny tenin’ny taranak’i Robena sy ny taranak’i Gada ary ny taranak’i Manase i Finehasa+ mpisorona mbamin’ireo niaraka taminy, izany hoe ny mpiadidy vahoaka+ sy ny mpifehy ny arivo teo amin’ny Israely, dia nahafaly azy ireo izany.