Nomery 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy izy tamin’i Kora sy ny olony rehetra: “Rahampitso maraina i Jehovah no hampahafantatra hoe iza no azy,+ sy iza no masina,+ ary iza no tokony hanatona azy,+ ka izay hofidiny+ no hanatona azy. Nomery 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary novorin’i Kora teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny vahoaka manontolo+ mba hanohitra azy roa lahy. Dia niseho tamin’ny vahoaka manontolo ny voninahitr’i Jehovah.+ Joda 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lozan’ireny, fa nandeha tamin’ny lalan’i Kaina+ izy, niolomay hanaraka ny lalan-dison’i Balama+ mba hahazoana karama, ary efa matin’ny teny fikomian’i+ Kora!+
5 Ary hoy izy tamin’i Kora sy ny olony rehetra: “Rahampitso maraina i Jehovah no hampahafantatra hoe iza no azy,+ sy iza no masina,+ ary iza no tokony hanatona azy,+ ka izay hofidiny+ no hanatona azy.
19 Ary novorin’i Kora teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny vahoaka manontolo+ mba hanohitra azy roa lahy. Dia niseho tamin’ny vahoaka manontolo ny voninahitr’i Jehovah.+
11 Lozan’ireny, fa nandeha tamin’ny lalan’i Kaina+ izy, niolomay hanaraka ny lalan-dison’i Balama+ mba hahazoana karama, ary efa matin’ny teny fikomian’i+ Kora!+