Genesisy 49:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Avy amin’i Asera no hiavian’ny sakafo tena tsara,+ ary hanome ny sakafo matsiron’ny mpanjaka izy.+ Deoteronomia 33:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ny amin’i Asera, dia hoy izy:+ “Notahina i Asera ka nahazo zanakalahy.+Aoka izy hanjary hankasitrahan’ny rahalahiny,+Sady hanatsoboka ny tongony ao amin’ny menaka.+
20 “Avy amin’i Asera no hiavian’ny sakafo tena tsara,+ ary hanome ny sakafo matsiron’ny mpanjaka izy.+
24 Ny amin’i Asera, dia hoy izy:+ “Notahina i Asera ka nahazo zanakalahy.+Aoka izy hanjary hankasitrahan’ny rahalahiny,+Sady hanatsoboka ny tongony ao amin’ny menaka.+