Josoa 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa nalain’i Josoa ilay tany manontolo, araka izay rehetra nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, araka ny fokony avy.+ Dia nandry feizay ny tany fa tsy nisy ady.+ Josoa 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa izao no nalain’ny zanak’Israely ho lovany tany amin’ny tany Kanana,+ ka i Eleazara mpisorona sy Josoa zanak’i Nona ary ireo lohan’ny fianakaviamben’ireo fokon’ny zanak’Israely, no nampandova azy an’izany.+
23 Koa nalain’i Josoa ilay tany manontolo, araka izay rehetra nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, araka ny fokony avy.+ Dia nandry feizay ny tany fa tsy nisy ady.+
14 Koa izao no nalain’ny zanak’Israely ho lovany tany amin’ny tany Kanana,+ ka i Eleazara mpisorona sy Josoa zanak’i Nona ary ireo lohan’ny fianakaviamben’ireo fokon’ny zanak’Israely, no nampandova azy an’izany.+