FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Levy,+ araka ny taranany avy:+ Gersona sy Kehata ary Merary.+ Ary ny taona niainan’i Levy dia fito amby telopolo amby zato taona.

  • Nomery 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary ny zanakalahin’i Kehata,+ araka ny fianakaviany avy, dia i Amrama sy Jizara+ sy Hebrona ary Oziela.

  • Josoa 21:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary natao ny antsapaka ka nahazo ny anjarany ny fianakavian’ny Kehatita.+ Koa ny azon’ny taranak’i Arona mpisorona anisan’ny Levita, dia tanàna telo ambin’ny folo avy tamin’ny fokon’i Joda+ sy ny fokon’ny Simeonita+ ary ny fokon’i Benjamina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara