Nomery 33:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 niainga avy tao Almona-diblataima,+ dia nitoby tany amin’ireo tendrombohitr’i Abarima,+ tandrifin’i Nebo;+ Deoteronomia 32:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 “Miakara eo amin’io tendrombohitr’i Abarima+ io, dia ny Tendrombohitra Nebo+ ao Moaba, izay manandrify an’i Jeriko. Dia tazano ny tany Kanana izay homeko ho fananan’ny zanak’Israely.+
47 niainga avy tao Almona-diblataima,+ dia nitoby tany amin’ireo tendrombohitr’i Abarima,+ tandrifin’i Nebo;+
49 “Miakara eo amin’io tendrombohitr’i Abarima+ io, dia ny Tendrombohitra Nebo+ ao Moaba, izay manandrify an’i Jeriko. Dia tazano ny tany Kanana izay homeko ho fananan’ny zanak’Israely.+