Nomery 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Manaova trompetra+ volafotsy roa, izay hotefenao amin’ny marotoa, ka izany no hampiasainao hamoriana+ ny vahoaka sy hampilazana fa tokony hiainga ireo toby. Salamo 81:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsofy ny anjombona, rehefa tsinam-bolana+Sy rehefa fenomanana, fa fety ny andro.+
2 “Manaova trompetra+ volafotsy roa, izay hotefenao amin’ny marotoa, ka izany no hampiasainao hamoriana+ ny vahoaka sy hampilazana fa tokony hiainga ireo toby.