Levitikosy 23:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Aza manao asa na inona na inona.+ Lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra ho an’ny taranakareo izany, any amin’izay rehetra onenanareo.
31 Aza manao asa na inona na inona.+ Lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra ho an’ny taranakareo izany, any amin’izay rehetra onenanareo.