FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 22:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Aza aterina ho an’i Jehovah ny biby jamba, na tapa-taolana, na maratra, na misy votsy na misy anakandroana na aretin-koditra mamariparitra boribory.+ Ary izay rehetra avy amin’ny biby toy izany, dia tsy azo atao eo ambony alitara ho an’i Jehovah, ho fanatitra atao anaty afo.+

  • Nomery 29:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izao no hatolotrareo ho fanatitra dorana,+ dia fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony an’i Jehovah: Vantotr’ombilahy telo ambin’ny folo, ondrilahy roa, ondrilahy kely efatra ambin’ny folo izay herintaona avy. Tsy tokony hisy kilema ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara