Levitikosy 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana,+ dia tokony ho lahy tsy misy kilema.+ Eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana no hanolorany azy an-tsitrapo eo anatrehan’i Jehovah.+ Nomery 29:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izao no hatolotrareo ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah, ho hanitra mampitony: Vantotr’ombilahy iray, ondrilahy iray, ondrilahy kely fito izay herintaona avy.+ Tsy tokony hisy kilema ireo.+
3 “‘Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana,+ dia tokony ho lahy tsy misy kilema.+ Eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana no hanolorany azy an-tsitrapo eo anatrehan’i Jehovah.+
8 Izao no hatolotrareo ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah, ho hanitra mampitony: Vantotr’ombilahy iray, ondrilahy iray, ondrilahy kely fito izay herintaona avy.+ Tsy tokony hisy kilema ireo.+