Genesisy 28:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa nivoady+ i Jakoba hoe: “Raha homba ahy foana Andriamanitra ka hiaro ahy any amin’izao lalana alehako izao, sy hanome ahy sakafo hohaniko sy akanjo hotafiko,+ Levitikosy 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mitenena amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy manao voady manokana+ hoe hanolotra olona* ho an’i Jehovah, araka izay vidiny anombanana azy, Mpitsara 11:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary nivoady+ tamin’i Jehovah i Jefta hoe: “Raha hatolotrao eo an-tanako tokoa ny taranak’i Amona,
20 Koa nivoady+ i Jakoba hoe: “Raha homba ahy foana Andriamanitra ka hiaro ahy any amin’izao lalana alehako izao, sy hanome ahy sakafo hohaniko sy akanjo hotafiko,+
2 “Mitenena amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Raha misy manao voady manokana+ hoe hanolotra olona* ho an’i Jehovah, araka izay vidiny anombanana azy,