FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 23:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Raha mivoady amin’i Jehovah+ Andriamanitrao ianao dia aza ela fanefa,+ satria tena hampamoahin’i Jehovah Andriamanitrao ny amin’izany ianao ka ho fahotana ho anao tokoa izany.+

  • Salamo 76:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Manaova voady amin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo rehetra manodidina azy, ary efao aminy izany.+

      Aoka ianareo hitondra fanomezana amin-tahotra.+

  • Salamo 116:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hanefa ny voadiko amin’i Jehovah aho,+

      Eo anatrehan’ny olony rehetra.

  • Salamo 119:106
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 106 Nianiana aho fa hanaja ny didim-pitsaranao+ ara-drariny,

      Ka hotanterahiko izany.+

  • Mpitoriteny 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Raha mivoady amin’Andriamanitra ianao, dia efao izany+ fa aza mangataka andro, satria tsy hahazo sitraka ny adala.+ Koa efao ny voadinao.+

  • Matio 5:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “Efa renareo koa fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana+ nefa avy eo tsy manatanteraka, fa tsy maintsy efainao amin’i Jehovah ny voadinao.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara