FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 22:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa hoy Andriamanitra tamin’i Balama: “Aza mandeha miaraka amin’ireo. Ary aza manozona an’io vahoaka io,+ fa notahina izy.”+

  • Nomery 24:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary nitsangana i Balama taorian’izany, ka niverina tany amin’izay nisy azy.+ Dia lasa koa i Balaka.

  • Josoa 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary novonoin’ny zanak’Israely tamin’ny sabatra i Balama zanak’i Beora,+ ilay mpisikidy,+ ka niara-novonoiny tamin’ny hafa koa.

  • 2 Petera 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nandao ny lala-mahitsy izy ireo ka nania, sady nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy mantsy i Balama.+

  • Joda 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lozan’ireny, fa nandeha tamin’ny lalan’i Kaina+ izy, niolomay hanaraka ny lalan-dison’i Balama+ mba hahazoana karama, ary efa matin’ny teny fikomian’i+ Kora!+

  • Apokalypsy 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Misy zavatra vitsivitsy hitako aminao anefa: Ao aminao ireo mitana mafy ny fampianaran’i Balama,+ izay nampianatra an’i Balaka+ hitaona ny zanak’Israely hanota, ka hihinana zavatra natao sorona ho an’ny sampy sy hijangajanga.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara