Nomery 32:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ny taranak’i Robena kosa nanorina an’i Hesbona+ sy Elale+ sy Kiriataima,+ Jeremia 48:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “‘Manandratra ny feony izy ireo,+ ka re hatrany Elale+ sy Jahaza+ ny antsoantso ao Hesbona.+ Ary re hatrany Horonaima+ sy Egleta-selisia+ ny antsoantso ao Zoara.+ Fa na ny ranon’i Nimrima+ aza ho ritra tanteraka.
34 “‘Manandratra ny feony izy ireo,+ ka re hatrany Elale+ sy Jahaza+ ny antsoantso ao Hesbona.+ Ary re hatrany Horonaima+ sy Egleta-selisia+ ny antsoantso ao Zoara.+ Fa na ny ranon’i Nimrima+ aza ho ritra tanteraka.