Eksodosy 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Ary hazo akasia no hanaovanao ny alitara,+ ka dimy hakiho ny lavany ary dimy hakiho ny sakany. Tokony ho efamira ilay izy, ary telo hakiho ny haavony. Eksodosy 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Ary manaova alitara handoroana emboka manitra,+ ka hazo akasia no hanaovanao azy.
27 “Ary hazo akasia no hanaovanao ny alitara,+ ka dimy hakiho ny lavany ary dimy hakiho ny sakany. Tokony ho efamira ilay izy, ary telo hakiho ny haavony.