FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Na dia efa nanangan-tanana+ aza aho ka nianiana fa hanome anareo an’ilay tany nampanantenaiko, dia tsy hisy hiditra ao ianareo, afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone, sy Josoa zanak’i Nona.+

  • Deoteronomia 1:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 fa i Josoa zanak’i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao, no hiditra any.’+ Koa izy no nampaherezin’Andriamanitra,+ fa izy no hampandova ny Israely an’ilay tany.

  • Josoa 19:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Koa vitan’ny zanak’Israely ny fizarana ilay tany ho fananany, araka ny faritra tao. Ary nomen’izy ireo lova teo aminy i Josoa zanak’i Nona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara