Nomery 32:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia nanatona an’i Mosesy izy ireo, ka niteny hoe: “Avelao izahay hanorina vala* eto ho an’ny biby fiompinay, ary tanàna ho an’ny zanakay madinika. Nomery 32:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary ny taranak’i Gada dia nanorina an’i Dibona+ sy Atarota+ sy Aroera,+ Nomery 32:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ny taranak’i Robena kosa nanorina an’i Hesbona+ sy Elale+ sy Kiriataima,+
16 Dia nanatona an’i Mosesy izy ireo, ka niteny hoe: “Avelao izahay hanorina vala* eto ho an’ny biby fiompinay, ary tanàna ho an’ny zanakay madinika.