Mpitsara 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mbola nanohy ny diany niakatra ihany i Gideona, ka nanaraka ny lalan’ireo olona nipetraka an-tranolay, any atsinanan’i Noba sy Jogbeha.+ Dia namely ny toby izy raha iny tsy nanampo na inona na inona iny ny tao an-toby.+
11 Mbola nanohy ny diany niakatra ihany i Gideona, ka nanaraka ny lalan’ireo olona nipetraka an-tranolay, any atsinanan’i Noba sy Jogbeha.+ Dia namely ny toby izy raha iny tsy nanampo na inona na inona iny ny tao an-toby.+