FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 26:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 ka andry efatra atao amin’ny hazo akasia no hanantonanao azy. Hopetahana takela-bolamena ireo andry, izay mitsatoka amin’ny faladiany volafotsy efatra, ary volamena ireo fantsika fanantonana eo aminy.

  • Eksodosy 26:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Dia manaova andry dimy amin’ny hazo akasia hihantonan’ilay lamba fanakonana, ary petaho takela-bolamena ireo andry. Volamena koa ireo fantsika fanantonana eo aminy. Ary aoka ianao handrendrika varahina hanaovana faladiany dimy hitsatohan’ireo andry.

  • Eksodosy 36:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Nataony koa ireo andry dimy hihantonan’ilay lamba, sy ny fantsika fanantonana teo amin’ireo andry. Ary nopetahany takela-bolamena ny tampon’ireo andry sy ny fampitohizana teo aminy, fa varahina kosa ny faladiany dimy hitsatohany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara