5 “Fa izao kosa no hataonareo amin’ireny: Arodano ny alitarany,+ torotoroy ny tsangambatony masina,+ kapao+ ny tsato-kazony masina,+ ary dory ny sary sokitra ivavahany.+
3 Arodano ny alitarany+ ary torotoroy ny tsangambatony masina.+ Dory ny tsato-kazony masina,+ ary kapao ny sary sokitra+ izay andriamaniny. Foany tsy ho eo amin’ilay toerana intsony ny anaran’ny andriamaniny.+