Deoteronomia 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ary koa i Araba sy ny Reniranon’i Jordana sy ny morony, manomboka any Kinereta+ ka hatrany amin’ny ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira+ izay eo am-pototry ny tehezan’i Pisga+ manandrify ny fiposahan’ny masoandro. Josoa 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 sy ho an’ireo mpanjaka tany avaratra teny amin’ny faritra be tendrombohitra sy teny amin’ny lemaka karakaina atsimon’i Kinereta+ sy tany Sefela+ ary teny amin’ny tandavan-tendrombohitr’i Dora+ tany andrefana, Lioka 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nijoro teo amoron’ny farihin’i Genesareta+ i Jesosy indray mandeha, ary nifanesika teo aminy ny vahoaka, nihaino ny tenin’Andriamanitra. Jaona 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Lasa nankany ampitan’ny ranomasin’i Galilia na ranomasin’i Tiberiasy, i Jesosy taorian’izany.+
17 ary koa i Araba sy ny Reniranon’i Jordana sy ny morony, manomboka any Kinereta+ ka hatrany amin’ny ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira+ izay eo am-pototry ny tehezan’i Pisga+ manandrify ny fiposahan’ny masoandro.
2 sy ho an’ireo mpanjaka tany avaratra teny amin’ny faritra be tendrombohitra sy teny amin’ny lemaka karakaina atsimon’i Kinereta+ sy tany Sefela+ ary teny amin’ny tandavan-tendrombohitr’i Dora+ tany andrefana,
5 Nijoro teo amoron’ny farihin’i Genesareta+ i Jesosy indray mandeha, ary nifanesika teo aminy ny vahoaka, nihaino ny tenin’Andriamanitra.