Genesisy 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hanao ampamoaka koa aho noho ny amin’ny ranareo. Hataoko ampamoaka ny zavamananaina rehetra noho ny amin’ny ranareo. Ary raha misy olona mamono mahafaty ny rahalahiny, dia hataoko ampamoaka izy noho ny amin’ny ran’ny rahalahiny.+ Eksodosy 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izay mamely olona ka mahafaty azy, dia tsy maintsy vonoina ho faty.+ Levitikosy 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Raha misy mamely olona* ka mahafaty azy, dia tsy maintsy vonoina ho faty koa izy.+ Deoteronomia 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia handefa iraka ny anti-panahin’ny tanànany ka haka azy avy any, ary hanolotra azy eo an-tanan’ny mpamaly ra, ka hovonoina ho faty izy.+
5 Ary hanao ampamoaka koa aho noho ny amin’ny ranareo. Hataoko ampamoaka ny zavamananaina rehetra noho ny amin’ny ranareo. Ary raha misy olona mamono mahafaty ny rahalahiny, dia hataoko ampamoaka izy noho ny amin’ny ran’ny rahalahiny.+
12 dia handefa iraka ny anti-panahin’ny tanànany ka haka azy avy any, ary hanolotra azy eo an-tanan’ny mpamaly ra, ka hovonoina ho faty izy.+