Eksodosy 25:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Ary manaova latabatra+ amin’ny hazo akasia, ka roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony. Levitikosy 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Zarao ho roa toko misy mofo enina mifanaingina ireo mofo ireo,+ ka ataovy eo ambonin’ilay latabatra vita amin’ny volamena tsy misy fangarony, eo anatrehan’i Jehovah.+
23 “Ary manaova latabatra+ amin’ny hazo akasia, ka roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.
6 Zarao ho roa toko misy mofo enina mifanaingina ireo mofo ireo,+ ka ataovy eo ambonin’ilay latabatra vita amin’ny volamena tsy misy fangarony, eo anatrehan’i Jehovah.+