Eksodosy 25:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Ataovy koa ny fitaovana ho an’ny latabatra, dia ny vilia sy ny kaopy ary koa ny zinga sy ny vilia baolina handrarahana ny fanatitra zava-pisotro. Volamena tsy misy fangarony no hanaovanao an’ireo.+
29 “Ataovy koa ny fitaovana ho an’ny latabatra, dia ny vilia sy ny kaopy ary koa ny zinga sy ny vilia baolina handrarahana ny fanatitra zava-pisotro. Volamena tsy misy fangarony no hanaovanao an’ireo.+