Eksodosy 37:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Avy eo dia nataony tamin’ny volamena tsy misy fangarony ny fitaovana hapetraka eo ambonin’ilay latabatra, izany hoe ny vilia sy ny kaopy mbamin’ny vilia baolina sy ny zinga handrarahana ny fanatitra zava-pisotro.+
16 Avy eo dia nataony tamin’ny volamena tsy misy fangarony ny fitaovana hapetraka eo ambonin’ilay latabatra, izany hoe ny vilia sy ny kaopy mbamin’ny vilia baolina sy ny zinga handrarahana ny fanatitra zava-pisotro.+