Eksodosy 26:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Ary manaova barany amin’ny hazo akasia,+ ka dimy ho an’ny rafitra amin’ny lafiny iray amin’ny tranolay, Eksodosy 36:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nanao barany tamin’ny hazo akasia izy, ka dimy ho an’ny rafitra amin’ny lafiny iray amin’ny tranolay,+
26 “Ary manaova barany amin’ny hazo akasia,+ ka dimy ho an’ny rafitra amin’ny lafiny iray amin’ny tranolay,
31 Ary nanao barany tamin’ny hazo akasia izy, ka dimy ho an’ny rafitra amin’ny lafiny iray amin’ny tranolay,+