-
Eksodosy 26:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Dia manaova andry dimy amin’ny hazo akasia hihantonan’ilay lamba fanakonana, ary petaho takela-bolamena ireo andry. Volamena koa ireo fantsika fanantonana eo aminy. Ary aoka ianao handrendrika varahina hanaovana faladiany dimy hitsatohan’ireo andry.
-