Nomery 3:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Eninjato sy valo arivo ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra. Nanao ny andraikiny tamin’ny toerana masina ireo.+
28 Eninjato sy valo arivo ny isan’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra. Nanao ny andraikiny tamin’ny toerana masina ireo.+