Nomery 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Soraty ny anaran’ireo zanakalahin’i Levy, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rain’izy ireo, araka ny fianakaviany avy. Hosoratanao ny anaran’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra.”+ Nomery 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Ary ny taranak’i Merary+ kosa dia hosoratanao anarana araka ny fianakaviany avy, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rain’izy ireo.
15 “Soraty ny anaran’ireo zanakalahin’i Levy, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rain’izy ireo, araka ny fianakaviany avy. Hosoratanao ny anaran’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra.”+
29 “Ary ny taranak’i Merary+ kosa dia hosoratanao anarana araka ny fianakaviany avy, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rain’izy ireo.