2 Mpanjaka 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nisy boka efa-dahy, sendra teo amin’ny fidirana amin’ny vavahady.+ Dia nifampiresaka izy ireo hoe: “Nahoana moa isika no hipetraka eto mandra-pahafatintsika?
3 Ary nisy boka efa-dahy, sendra teo amin’ny fidirana amin’ny vavahady.+ Dia nifampiresaka izy ireo hoe: “Nahoana moa isika no hipetraka eto mandra-pahafatintsika?