Nomery 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Ary eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana no hanaratan’ilay+ Nazirita ny lohany, izay famantarana fa Nazirita izy. Dia halainy ilay volon-dohany maha Nazirita azy ka hataony ao anaty afo, eo ambanin’ilay sorona iombonana.
18 “‘Ary eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana no hanaratan’ilay+ Nazirita ny lohany, izay famantarana fa Nazirita izy. Dia halainy ilay volon-dohany maha Nazirita azy ka hataony ao anaty afo, eo ambanin’ilay sorona iombonana.