Eksodosy 30:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Dia iny no ampiasao amin’ny fanosorana ny tranolay fihaonana,+ sy ny Vata misy ny tenin’ny vavolombelona, Levitikosy 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nalain’i Mosesy ny menaka masina fanosorana, ary nohosorany ny tranolay+ sy ny zava-drehetra tao, ka nohamasininy.
26 “Dia iny no ampiasao amin’ny fanosorana ny tranolay fihaonana,+ sy ny Vata misy ny tenin’ny vavolombelona,
10 Ary nalain’i Mosesy ny menaka masina fanosorana, ary nohosorany ny tranolay+ sy ny zava-drehetra tao, ka nohamasininy.