Eksodosy 25:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Eo aho no hiseho aminao. Dia hiteny aminao eo ambonin’ny saron’ilay Vata aho,+ eo anelanelan’ireo kerobima roa eo amin’ilay Vata misy ny tenin’ny vavolombelona, ka hilaza aminao ny didy rehetra omeko anao ho an’ny zanak’Israely.+ Eksodosy 37:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nanao ny sarony+ tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy, ka roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany.+
22 Eo aho no hiseho aminao. Dia hiteny aminao eo ambonin’ny saron’ilay Vata aho,+ eo anelanelan’ireo kerobima roa eo amin’ilay Vata misy ny tenin’ny vavolombelona, ka hilaza aminao ny didy rehetra omeko anao ho an’ny zanak’Israely.+
6 Ary nanao ny sarony+ tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy, ka roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany.+