Nomery 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Omeo an’i Arona sy ny zanany ny Levita, fa alaina avy amin’ny zanak’Israely izy ireo ka omena an’i Arona.+ Nomery 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Efa nalaiko avy teo amin’ny zanak’Israely ny Levita rahalahinareo,+ ho fanomezana ho anareo,+ ka homena an’i Jehovah mba hanao ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana.+
9 Omeo an’i Arona sy ny zanany ny Levita, fa alaina avy amin’ny zanak’Israely izy ireo ka omena an’i Arona.+
6 Efa nalaiko avy teo amin’ny zanak’Israely ny Levita rahalahinareo,+ ho fanomezana ho anareo,+ ka homena an’i Jehovah mba hanao ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana.+