Eksodosy 40:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Amin’ny andro voalohan’ny volana voalohany,+ no hanangananao ny tranolay, izany hoe ny tranolay fihaonana.+ Nomery 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ary izao no nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy tany an-tany efitr’i Sinay,+ tao amin’ny tranolay fihaonana,+ tamin’ny andro voalohan’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa nivoahan’izy ireo avy tany Ejipta:+
2 “Amin’ny andro voalohan’ny volana voalohany,+ no hanangananao ny tranolay, izany hoe ny tranolay fihaonana.+
1 Ary izao no nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy tany an-tany efitr’i Sinay,+ tao amin’ny tranolay fihaonana,+ tamin’ny andro voalohan’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa nivoahan’izy ireo avy tany Ejipta:+