FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy tokony hahitana lalivay ao an-tranonareo mandritra ny fito andro, satria haringana izay mihinana zavatra misy lalivay, eny, haringana tsy ho eo amin’ny vahoakan’Israely izany olona* izany,+ na vahiny izy na teratany.+

  • Eksodosy 12:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Raha misy anefa vahiny monina eo aminareo ka te hankalaza ny Paska ho an’i Jehovah, dia aoka hoforana ny lahy rehetra ao amin’ny ankohonany.+ Amin’izay izy vao hanatona hankalaza azy io, ary hanjary ho toy ny teratany izy. Fa tsy misy mahazo mihinana amin’izy io ny lehilahy tsy voafora.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara